CHRD SAKARAHA

Renim-pianakaviana teraka kamban-telo


  • Zoma 23 Febroary 2024

Renim-pianakaviana iray no teraka kambana telo mirahalahy omaly Alakamisy 22 Febroary

tao amin’ny hopitaly CHRD Sakaraha. Tombanana eo amin’ny 30 taona mahery eo ho eo ity Renim-pianakaviana ity raha zaza faharoa kosa izy 3 mirahalahy ireo hoy ny vaovao. Tonga namangy sy nanome rom-patsa ho azy, ireo solotem-panjakana izay nanokatra tamim-pomba ofisialy ny fizahana maimaim-poana tao amin’ity hopitaly ity. Raha araka ny fantatra mantsy dia betsaka ireo olona tsy manana fahafahana ny hitsabo tena na dia ny fividianana fanafody faran’izay mora aza antony nanaovana izao hetsika fizahana maimaim-poana izao. Tsy hanavahana sokajin-taona izany ary horaisina an-tanana avokoa ny aretina rehetra. Haharitra andro vitsivitsy ny hetsika.
Pati
Legende : Ireto ilay zaza kamban-telo teraka omaly tao amin’ny CHRD Sakaraha !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT