Actualités

CEPE - Mpiadina marenina Dimy tamin’ireo fito no afaka


  • Zoma 07 Aogositra 2015

Dimy tamin’ireo mpiadina miisa fito niatrika ny fanadinana CEPE no afaka tetsy amin’ny Akanin’ny Marenina etsy amin’ny 67 ha. “Nahafa-po ny vokatra”

 

, hoy i Andriamampianina Rivo, tompon’andraikitra ao an-toerana. Miisa 15 kosa ireo kandidan’ny Akany niatrika ny fanadinana BEPC izay nisafidy ny sokajy B. Ireo ankizy nahazo sertifika avy amin’ny dokotera manamarina fa manana fahasembanana ara-pahenoana no azo raisina “préscolaire” hatramin’ny taona famaranana ao amin’ny AKAMA etsy amin’ny 67 ha. Ho afaka hiara-hianatra amin’ny besinimaro amin’izay ny mpianatr’izy ireo manomboka amin’ity taom-pianarana vaovao ity. Manome fiofanana arak’asa toy ny taovolo, fandrahoana sakafo…ho an’ny mpianatra tsy te-hanaraka fampianarana ankapobeny intsony ihany koa ny AKAMA.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT