Actualités

Centre Vonjy Tolagnaro Zazavavy 13 taona naolan’ny Rainy


  • Alakamisy 12 Novambra 2020

Zazavavy kely iray 13 taona no naolan’ny Rainy niteraka azy tany amin’ny distrikan’i Tolagnaro ny 08 Novambra lasa teo.

 

 

Ny Centre Vonjy any an-toerana no naharay ny fitarainana mifandraika amin’izany. Raha araka ny fantatra dia efa niharan'ny firaisana ara-nofo matetika nataon-dRainy izay efa 62 taona monina any Antaninarenina Tolagnaro ity zazavavy kely ity. Nanomboka tamin'ny taona 2019 no nitrangan’izany. Ao anatin'ny fanadihadiana tanteraka moa ny Polisim-pirenena sy ny Centre Vonjy ao Tolagnaro amin’izao fotoana izao.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT