Actualités

Canal des Pangalanes Eo am-pamaranana ny asa fanajariana


  • Alakamisy 18 Jona 2020

Ny fambolena eto Madagasikara dia miankina betsaka amin'ny orana latsaka, satria tsy manana fotodrafitrasa hifehezana sy handrindrana ny rano, ka dia manantona ny faritra misy rotsak'orana hatrany ny Malagasy.

 

 

Manorana hatramin'ny 3500mm/taona amin'ny faritra atsinanana, raha 600-400mm/taona fotsiny aty andrefana sy aty atsimo, ka dia mipetraka amin'iny faritra mora ambolena sy hiompiana avokoa ny Malagasy. Manana tombony iny faritra Atsinanana iny ka zava-dehibe ny asa fanamboarana ny lakandranon’i Pangalana Tsy ny fizahan-tany ihany no hisitraka tombotsoa fa hanome tosika sehatra maro toy ny indostria, ny fambolena, ny fiompiana, ny fitrandrahana harena ankibon` ny tany… io lakan-drano io. Eo am-pamaranana ny asa fanajariana ny Canal des Pangalanes avy any Toamasina ka hatrany Mananjary amin` izao fotoana izao , mba hitondrana fanampiana amin’ny fampivelarana ny seha-pihariana amin’iny faritra iny. manomboka amin’ity taona 2020 ity. Santionany ihany ireo voatanisa ireo fa maro ny fotodrafitrasa sy paik’ady hoentina hampandrosoana ny fizahantany eto amintsika.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT