Boriborintany fahadimy

Miverina fahatapahan-drano mamaivay


  • Zoma 01 Septambra 2023

Miverina mamaivay indray! Miverina mamaivay indray ny fahatapahan-drano eny amin’ny boriboritany faha 5 eny,

raha ny angom-baovao voaray omaly. Iny Amboditsiry sy ny manodidina azy no tena lasibatra hatrany. Nanomboka teo amin’ny tamin’ny 9 ora maraina no efa nitsahatra ny goty farany, hoy ny fanazavan’ireo mponina. Hatramin’ny 7 ora hariva mbola tsy niverina.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT