Actualités

Bolabolana boaderozy 1039 saika aondrana an-tsokosoko indray no tra-tehaky ny zandary tany amin’ny faritr’i SAVA, omaly tolakandro


  • Zoma 05 Septambra 2014

, araka ny tatitra nataon’ny minisitry ny tontolo iainana. Notanana fa tsy navela nandeha ihany koa ny sambo kely iray ahiana fa saika hitatitra ireto hazo sarobidy ireto.

eta content="text/html; charset=utf-8" http-equiv="Content-Type" /> eta content="Word.Document" name="ProgId" /> eta content="Microsoft Word 12" name="Generator" /> eta content="Microsoft Word 12" name="Originator" /> ink href="file:///C:\Users\admin\AppData\Local\Temp\msohtmlclip1\01\clip_filelist.xml" rel="File-List" /> ink href="file:///C:\Users\admin\AppData\Local\Temp\msohtmlclip1\01\clip_themedata.thmx" rel="themeData" /> ink href="file:///C:\Users\admin\AppData\Local\Temp\msohtmlclip1\01\clip_colorschememapping.xml" rel="colorSchemeMapping" />tyle type="text/css">

Anio tolakandro no hanambara ny vokatra vonjimaika momba ny fifidianana solombavambahoaka naverina teny amin’ireo distrika 4 ny CENI-T, ka eny amin’ny foiben-toerany eny Alarobia no hanatanterahana izany manomboka amin’ny 3 ora tolakandro.

Potika tanteraka ny fiara iray nitatitra ny volan’ny banky foiben’i Madagasikara noho ny fifandonany tamina fiara be iray hafa, tao Anjiajia- Mahajanga. Voatery fiara hafa no tsy maintsy nitatitra ireo vola tany amin’ny toerana tokony ho nanaterana azy. Tsy nisy very na dia ariary aza ny vola.

Tsy nety nilaza ny heviny momba ny mety hiakaran’ny vidin-jiro sy rano ny minisitry ny angovo Fienena Richard. Nanamafy kosa anefa izy fa tena noho ny olana ara-bola fa tsy ara-teknika tsy akory no mahatonga ny delestazy amin’ny faritra maro manerana ny nosy tato ho ato.

Mieritreritra  hametraka ny rantsamangaikany amin’ireo kaominina rehetra manerana an’i Madagasikara mialoha ny faran’ity taona ity ny HVM, araka ny fanambaran’ny filoha nasionaliny Rivo Rakotovao. Na izany aza dia tena miankina ny amin’ny hanatanterahana na tsia ny fifidianana ben’ny tanàna amin’ity taona ity no hanaovana io fanaparitahana ny HVM io, hoy hatrany izy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT