Actualités

Bodo Razafindrazaka Nidina ifotony nisaotra ny vahoaka na tsy lany aza


  • Zoma 07 Jona 2024

Mipetraka ho fitaratra amin’ny fanaovana politika i Bodo Razafindrazaka,

raha ny fanamarihan’ny olom-pirenena maro nahita ny fihetsiny, izay mendri-piderana tokoa. Na tsy lany ho solombavambahoaka tao amin’ny Boriborintany fahatelo aza mantsy ny tenany, dia naneho toe-tsaina maneho ny firahalahiana sy fihavanana na « fair-play ». Rehefa avy nanadio ireo toerana nametahana ny afisiny tamin’ny propagandy, dia nidina nivantana nisaotra ny vahoakan'ny Boriboritany fahatelo nifidy na tsy nifidy azy i Bodo. Fihetsika tsotra, kanefa nametraka azy ho fakan-tahaka, ary mampipetraka ny lanja sy ny toerana politika ho azy satria tsy mijanona eo ny raharaham-pirenena !
Toky R

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT