Actualités

BNI MADAGASCAR


  • Alarobia 27 Aogositra 2014

Hanampy ny rehetra amin’ny fampidirana mpianatra Hanampy ny ray aman-dreny amin’ny fidiran’ny mpianatra ny banky BNI Madagascar. Mba hahafahan’ny isan-tokantrano mandefa ny zanany any an-tsekoly tsy misy sakana no tanjona, raha araka ny fanazavan’ny tompon’andraikitra

Amin’ny alalan’ny fampindramam-bola no hanatanterahan’izy ireo izany na ho an’ireo mpiasa tsotra izany na ho an’ny mpiasam-panjakana. 50 % no fihenam-bidy omen’izy ireo amin’ny fikarakarana ny antontan-taratasy , mety sy azo atao na ho an’ireo vao hanokatra kaonty aza. Raha araka ny fanazavan’ny tompon’andraikitra ihany moa dia manana fe-potoana 12 ka hatramin’ny 60 volana ny isan-tokantrano hamerenana izany. Fampindramam-bola efa nanomboka ny 28 Jolay lasa teo izy ity, hifarana ny 04 Oktobra ho an’ireo hampiditra mpianatra.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT