BNGRC-SERASERA

Nahazo fitaovana avy amin’ny FNUAP


  • Talata 23 Jolay 2024

Nahazo fitaovana avy amin’ny FNUAP ny Birao nasionaly misahana ny loza voanajahary na ny BNGRC

izay manana ny foiben-toerany etsy Antanimora. Hampiasaina ao amin’ny Centre multi-media izay kasain’ity sampandraharaha iray ity hatsangana ireo fitaovana ireo ahitana solosaina avo lenta, vata fahitalavitra, fakan-tsary….Tanjona ny hahafahana mizara ny vaovao amin’ny tambajotran-tserasera ao anatin’ny fotoana fohy ho an’ny mpiara-belona. Lohalaharana amin’izany ny filazana fanairana raha sanatria misy loza voanajahary mitranga….Hiasa tsy ho ela araka izany ny sampandraharaha hisahana ny serasera na ny Multi-media eo anivon’ny BNGRC.
Pati
Legende : Mazoto manampy ny mpiara-belona sy ny sampandraharaha tahaka izao ny FNUAP !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT