Actualités

Bizina avo lenta 100 tapitrisa raha te ho «Consul général»


  • Alarobia 17 Septambra 2014

Vao mihetsika dia vola ! Miketriketrika indray ireo mpanera sy mpanao bizina amin’izao ankatoky ny fanendrena ireo olona hitana toerana amin’ireo masoivoho malagasy any ivelany any izao

Misy mihitsy ireo sahy mitonona fa manana fifandraisana akaiky amin’ireo tandapa, eny hatramin’ny filoham-pirenena aza, ka milaza ho mahavita mampiditra olona hisahana andraikitra ambony, raha «manome kely». Arakaraka ny faritra hiasana ny sarany. Raha any Azia izao, araka ny loharanom-baovao, dia misy mivarotra 70 ka hatramin’ny 100 tapitrisa ny toerana «Consul Général», ambony lavitra noho io kosa raha any Eoropa sy Amerika. Betsaka no mitady ireny toerana ireny, noho ny tombontsoa samihafa azo aminy. Tsy voatery ho fahaizana na traikefa izany ny masontsivana matoa miteniteny ny vola.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT