Miantso ny rehetra hitandro ny fandriampahalemana ny birao nasionalin’ny SECES manoloana ny toe-draharaha eto amin’ny tany sy ny firenena ankehitriny
. Nanambara izy ireo fa Atoa Ralambomanana Dimby izay SG nasionaly no mitantana ny sendika vonjimaika ankehitriny. Maniry ny fahatsiarovan-tenan’ny olom-pirenena tsirairay izy ireo, indrindra ny mpitondra fanjakana mba hitandro ny tombontsoa ambonin'ny Firenena dia ny fihavanana sy ny fifankatiavana hisian’ny fandriampahalemana.
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.