Bidon jaune »

Lasa naman’ny filàna andavanandro


  • Alarobia 02 Oktobra 2024

Iza sisa no tsy manana zerikanina mavo na «bidon jaune» ao an-tranony,

hoy ny mpanakanto Micky? Ny anay, hoy izy, efa lasa manana toerana manokana ho azy sy toa zary haingon-trano mihitsy izany ankehitriny. Zary lasa naman’ny filàna an-davan’andro ankehitriny ny zerikanina mavo manoloana ny filàna tsy maintsy manangon-drano vokatr’ity fahatapahan-drano maharitra manerana ny nosy ity. Tsy misy sio milahatra intsony na ny iray aza eny anivon’ireo toerana fakàna rano na paompy, hoy isika. Tsy ahitàna zerikanina mahazaka latsaky ny 20 litatra ihany koa. Amin’ny ankapobeny, raha ny fanadihadiana natao teto Antananarivo renivohitra fotsiny, dia manodidina 10 eo fara faha keliny ny isan’izany zerikanina izany anatina tokantrano iray mba hisorohana izay tsy fisian-drano amin’ny fotoana ilàna azy izay. Ireo toeram-piasana madinika toy ny fikojàna endrika amam-bika na hotely no tena mahatsiaro ho sahirana rehefa sendra izay tsy maintsy filàna mitsitsy rano izay, raha ny fanadihadiana natao hatrany.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Elia Rabevahiny
  • Alarobia 06 Mey 2026

«Finiavana politika ihany

  • Manomboka mipoitra
  • Alarobia 06 Mey 2026

ireo nisitrika sy nitsoaka

  • Maitre Michel Le Dragon
  • Alarobia 06 Mey 2026

«Mpanavotra no dikan’ny anarana hoe «Mickael»»

  • Natosiky ny vadiny
  • Alarobia 06 Mey 2026

avy amin’ny rihana ambony ?

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Talata 05 Mey 2026

«Mila lalàna afaka manasoa

  • FIARAHA-MIASA
  • Talata 05 Mey 2026

Influenceurs miisa 7 lasa any Rosia

Hijery ny tohiny
FTT