Actualités

Betafo – Vakinankaratra Mafana ririnina ny fankalazana ny fetim-pirenena


  • Alatsinainy 29 Jona 2020

Sady nandray karama telo volana no nahazo fanomezana avy amin’ny Ben’ny Tanana ny mpiasan’ny Kaominina ambonivohitra Betafo Faritra Vakinankaratra tao anatin’izao fankalazana ny faha-60 taona niverenan’ny fahaleovantena. Nisitrakana izany fanomezana nohon’ny Asaramanitra izany ihany koa ireo mpanolotsaina rehetra ao amin’ity Kaominina ity.

 

 

 

 Na dia mamirifiry aza ny ririnina dia nafana ny nankalazaina ny fetin’ny fahaleovantena teo anivon’ny fianakavian’ny mpiasa noho izany fanomezana izany na dia tsy nisy toy ny mahazatra aza ny fankalazana atrehim-bahoaka ny fetin’ny fahaleovantena noho ny hamehana ara-pahasalamana mbola mihatra eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara.

 Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT