Actualités

Berajo lasa any Luxembourg Manao andrana ao amin’ny Swift Hesperange


  • Talata 21 Febroary 2023

Taorian’ny talenta sy fahaizana nasehony nandritry ny CHAN 2022 tany Alzeria farany teo dia mikitikitika ny vodilaharana malagasy milalao ao amin’ny Jet Kintana, Berajo Razafindrabe,

ankehitriny, ny klioba divizionina voalohany ao Luxembourg, Swift Hesperange. Hanao fanandramana ao amin’ity klioba eoropeanina izay sangany ao amin’ny fifaninanam-pirenen’I Luxembourg ity ny tovolahy mialohan’ny hiheverana izay mety ho fifindrany hilalao ao an-toerana ihany koa, hoy ny fanazavana. Ity klioba ity moa, raha ny fanamarihana, araka izany, dia isan’ireo ao anatin’ny hazakazaka hahazoana ny tapakila iadiana ny tapakilan’ny dingan’ny famaranan’ny tompondakan’I Eoropa na UEFA Champions League. Inoana fa tsy ho sarotra amin’I Berajo kosa no ho tafaradia amin’ity klioba eoropeanina ity ao anatin’izao faha 25 taonany izao.
J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT