Actualités

Bemanonga – Morondava Nahitana taolam-paty 4 gony


  • Sabotsy 08 Aogositra 2015

Tsy hay tohaina ary efa tena manerana ny Nosy ity halatra taolam-paty ity. Tany amin’ny Kaominina Bemanonga – Morondava izao, dia nisy efatra gony indray hita omaly.

 

 Taolan-dava 177 sy taolana fohy 197 no tao anatin’ny rehefa nataon’ny zandary ny fizahana. Napetraka ao amin’ny Kaominina ireo taolam-paty ireo, mandritra ny folo andro hiandrasana ny fitarainan’izay manana fasana vaky. Dila io fe-potoana io dia ny Kaominina no mandray fanapahan-kevitra ny amin’ny hanitrihana na handevenana azy.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT