Actualités

Befourouack William “Manaiky resy izahay fa olon’ny lalŕna”


  • Sabotsy 09 Aogositra 2014

Taorian’ny latsa-bato teny Tsimbazaza nataon’ireo solombavam-bahoaka niisa 128 ka nahalany an’ireo olona roa ho solontenan’izy ireo eny anivon’ny Fitsarana avo momba ny Lalŕmpanorenana dia nilaza ny iray tamin’ireo kandidŕ tsy lany, Befourouack William fa tamin’ny ankapobeny dia tsy nisy azo nokianina ny fizotran’ny fifidianana natrehan’izy ireo nivantana ka nahatsapana fa tena kianjan’ny demokrasia tokoa ao amin’ny Lapan’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza ao

. Ny tany ambadika kosa anefa, ho izy, tsy fantatra ??? Ny tena moa olon’ny lalàna koa dia manaiky ny vokatra nivoaka teo. Izahay matoa nilatsaka ho fidiana dia mba nanantena ho lany ihany koa, saingy izay ny vokatra ka dia amin’ny manaraka indray manarina. Ho ahy Befourouack William manokana, hoy ity mpitsara mpikambana am-perinasa ao amin’ny CES na Fitsarana manokana momba fifidianana ity, dia nahafinaritra ahy fa mpitsara ireo lany ho ao amin’ny HCC ireo fa ny asa miandry ireo mpikambana ao anatin’izany rafitra izany dia fitsarana ka rariny raha mpitsara no tafiditra ao. Koa ho mariky ny “fair play” dia miarahaba sy mirary soa azy mirahalahy ny tenako hahaleo hahalasa amin’ny adidy andrasan’ny firenena aminy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT