Actualités

Bealalana (Sofia) Mirongatra ny halatra lakolosim-piangonana


  • Alatsinainy 22 Jona 2015

Hasomparana sa tena halatra tsotra izao ?

 

Mirongatra ny halatra lakolosim-piangonana any Bealanana Faritra Sofia tato ho ato. Tranga izay tsy mpiseho tany amin’iny Distrika iny. Lasibatra ny fiangonana tao amin’ny Kaominina Antsamaka. Voa ihany koa ny tao Ambodiadabo. Tsy mbola nisy ny tratra, saingy mandeha ny fikarohana ireo nahavanon-doza amin’izao fotoana.

Jean D.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT