Actualités

Barikadimy –Toamasina Oniversite nomerika voalohany eto Madagasikara


  • Zoma 03 Jolay 2015

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny hairahan’ny fampandrosoana ny fanabeazana nomerika ny tontolon’ny anjerimanontolo. Nisantatra ny tetikasa oniversite nomerika nanomboka ny alatsinainy teo mantsy ny oniversite Barikadimy ao Toamasina

 

 

. Maro ireo tombontsoa entin’ny tetikasa «Unum» ho an’ireo mpianatra manovo fahalalana eny amin’ny ambaratonga ambony amin’ny alalan’ny solosaina fitondra mandehandeha,  finday avo lenta na koa ny «tablette». Hitondra fanatsarana eo amin’ny lafiny kalitao ara-pampiofanana ity fandaharanasa hiparitaka amin’ireo oniversite enina sy sekolim-panjakana ambony ity ao anatin’ny herinandro vitsivitsy. Mpiara-miombon’antoka feno miaraka amin’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny Fikarohana siantifika, ny minisiteran’ny Fifandraisan-davitra, ny Paositra ary ny Hairaha vaovao moa ny orinasa Telecom Malagasy.


Ramano F.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT