Actualités

BAR nisokatra teny Itaosy Olona 17 nosamborina teo am-pirevena


  • Alarobia 15 Jolay 2020

Bar iray mody nikatona no tra-tehaky ny polisim-pirenena teny Itaosy omaly. Rehefa nandalo nanao fisafoana mantsy ireto farany dia nahare olona nitabataba tao anatin’ilay toerana ka niroso tamin’ny fisavana avy hatrany.

 

 

Noterena ilay tompon'ny bara hanokatra ilay trano ka mbola teo am-pirevena mihitsy no tra-tehaky ireo mpirevy miandahy miambavy miisa 17. Tsy misy ny ady hevitra fa nampidirina violon avy hatrany izy ireo sy ilay tompona bar. Nanamafy moa ny mpitandro ny filaminana fa tsy hilefitra amina fihetsika tsy voahevitra hanapoizinana ny mpiara-belona tahaka izao izy ireo. Ny fivorivoriana tahaka izao indrindra mantsy no manaparitaka haingana ny tsimokaretina COVID 19 ka tsy maintsy handraisana fepetra.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT