Actualités

Baolina kitra Pro League Nisaraka tsy nisy naratra Dato sy Mama ?


  • Alatsinainy 20 Martsa 2023

Mifampitazona ve dia hiara-maty ? Io no fanontaniana mipetraka taorian'ny ady sahala, 0 noho 0, omaly teo amin'ny fifandonanan'ny Dato sy Mama tao Manakara.

Samy any amin'i filaharana any ambany mantsy ny roa tonta nefa dia samy tsy nahita irika niakarana. Ny vokatra tsara indrindra nandritry ity andro faha 11 ity dia ny nandresen'ny Ajesaia ny Tia Kitra tao antokotaniny tao Barikadimy. Nandresy 1 noho 9 ry zareo Itaosy Ny AS Fanalamanga indray dia mbola nandetika lalindalina kokoa Indray ny Tsaramandroso tamin'ny isa mazava 2 noho 0. Farany dia voatazon'ny Zanakala 1 noho 1 iray ny JET Kintana na dia efa tonga avy nanao fitsapana tany Eoropa aza i Berajo .
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT