Actualités

Bakalorea 33,92% ny tapaham-pahafahana tany Fianarantsoa


  • Alatsinainy 15 Septambra 2014

Nivoaka ny alin’ny sabotsy teo ny fanadinana bakalorea tany Fianarantsoa.

33,92% ny tapaham-pahafahana. Nisy fihenany io niohatra ny tamin’ny taon-dasa (47%). Ny hamaroan’ny kandida tsy miankina sy ireo mpianatra amin’ny taona faha-11 (1ère) nanala fanadinana no voalaza fa nitarika io fidinan’ny tapaham-pahafahana io.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT