Atandrokaomby, Farafangana

Lehilahy iray no hita faty amoron-drano


  • Alatsinainy 05 Mey 2025

Lehilahy iray no hita faty amoron-drano tao Atandrokaomby, Farafangana, 3 km

miala kely ny renivohitra, eo amin’ny lalam-pirenena faha 12 na RN 12 ny marainan’ny sabotsy teo, raha ny fampitam-baovao avy any an-toerana. Ilazàna izay olona mahalala azy ity na fianakaviana na namana hifampilaza, hoy ny fanentanana izay niangavy fanaparitahana ny vaovao ihany koa. Misy tamin’ireo nahita ny sary moa no nilaza fa Lama, jiolahy raindahiny any an-toerana ity hita faty ity. Tsy misy tsy mahay azy io ireo mponina aty, hoy hatrany ny fanehoan-kevitra.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT