Asa soa any Toliara

Teratany tiorka iray no nosamborina


  • Talata 20 Aogositra 2024

teratany tiorka iray antsoina hoe Ahmet Temel, filohana fikambanana mpilatsaka an-tsitrapo

izay manao asa soa any Toliara no nosamborina raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Nitokona manoloana ny biraon'ny zandary ireo vahoaka mpisitraka asa soa, nitaky ny famoahana azy. Voalaza ho nijanona avy hatrany ny hetsika famatsiana ara-tsakafo mafana ho an'ny ankizy miisa 2000 isan'andro any Toliara, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany. Mbola tsy fantatra mazava moa hatreto ny anton'ity fisamborana ity ka andrasana, araka izany, ny fanampim-baovao fanampiny.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT