Actualités

Aryane Kely Avotra soa aman-tsara tao amin’ny HJRA


  • Alatsinainy 25 Mey 2020

Vita soa amantsara tao amin’ny hopitaly HJRA ny fandidiana an'i Aryane kely manana aretina fahasembanana ao amin’ny lohany ao noho ny fanampiana nentin-dRtoa Mariana Maso sy ny Association Miahy (Sophia),

 ary indrindra indrindra ny Association Mahavagno tarihan-dRtoa Randrianasolo Volatiana Pauline filohany Mahavagno. Efa nivoaka ny hopitaly izy sy ny reniny ankehitriny ka manaraka ny fitsaboana any an-tranony. Nampian’Andriamanitra isika, hoy ity filohan’ny Association Mahavagno ity ka nahavonjy aina. Marihana fan a dia mbola ngeza aza ny lohan’I Aryane kely da tsy manahy fa hihena tsikelikely eo ihany, hoy ny dokotera mitsabo azy. Efa mijer tsara sady mahita mazava tsara ny masony ankehitriny ary efa milalao tsara ihany koa izy.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT