Nametraka fangatahana ny amin’ny mba hanomezana fahafahana vonjimaika (LP) ilay mpanao gazety nampidirina am-ponja, Arphine Helisoa,
indray omaly ireo mpisolovava azy tarihin’ny Maitre Olala na Willy Razafinjatovo. Amin’ny herinandro moa izany no mivaly, raha ny fampitam-baovao nomen’ity farany. Mitombo ihany izany ny fotoana hijanonan’ity mpanao gazety ity eny Antanimora.
J.Mirija
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.