Actualités

APIPA Nanadio ireo lakandrano ahiana ho tondraka


  • Alarobia 22 Febroary 2023

Nanadio ireo lakandrano rehetra ahiana ho tondraka mandritra ny fandalovan’ny rivo-doza Freddy ny APIPA. Voakasik’izany ny vallée de l'Est sy ny Farihy Masay Atsimo ary ny lakandranon'i Midi.

Toraka izany koa ny fanalana ireo tsikafona sy fako mibahana ny fikorian'ny rano teny amin'ny tetezan'i Tsaramasay sy ny Station de pompage Ambodimita ary ny dalot ao ambanin'ny RN58A eny Ambodimita. Tapitra efa voadio avokoa noho izany ireo lakandrano hikorian'ny rano. Na dia betsaka aza ny fako dia nanao izay rehetra teo am-pela-tanany ny APIPA hahafahana miaro ny rano tsy ho tondraka ka mety hampahory ireo mponina monina amin’ny faritra iva eto Antananarivo renivohitra.
Pati
Nandritra ny asa fanadiovana omaly
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT