ANTSOHIHY

Tovovavy hita faty niantona tao an-tokantranony


  • Alakamisy 15 Febroary 2024

Tovovavy kely iray vao 22 taona monja no hita faty niantoka

tao an-tokantranony omaly Alarobia 14 Febroary, fetin’ny mpifankatia tany amin’ny distrikan’Antsohihy. Tsy mbola fantatra mazava izay tena antony nahatonga ity tovovavy ity namono tena fa vatana mangatsiaka sisa no hitan’ireo fianakaviany omaly tokony ho tamin’ny 02 ora tolakandro. Tonga nanao fanadihadiana sy nitsirika ny razana ny mpitandro filaminana avy eo anivon'ny Polisim-pirenena sy ny mpitsabo. Tsy nahitana ratra na dian’ny daroka mafy ka mety hamono azy ilay tovovavy 22 taona hoy ny vaovao. Zinnissa na Nyshaa no anarana hahafantaran’ny maro azy. Heverina ho namono tena moa ny anaovavy ora roa talohan’ny nahitana ny nofo mangatsiakany‚ araka ny fanazavana hatrany.
Pati
Legende : Tahaka izao ny nahitana ny vatana mangatsiakan’ilay tovovavy !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT