Vita ary notokanana ny sabotsy teo ny Foibe fitehirizan-dra ao Antsiranana....
Ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoana na BAD no namatsy vola ny fananganana azy, izay nandaniana 40 miliara Ariary, tafiditra amin’ny ady amin’ny areti-mifindra toy ny VIH-SIDA, ny tazomoka, toberkilaozy na raboka, ny “hépatites"… ary koa ho fanatrarana ny tanjon’ny taonarivo fahatelo ho an’ny fampandrosoana.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.