Actualités

Antsiranana Lasa famonosan’ entana ny gazetim-panjakana


  • Talata 11 Aprily 2023

Izao no porofo fa tsy misy iraharahiantsika ny vakoka firaketana na «patrimoine documentaire» antsika,

hoy ny mpahaitantara, Dr Denis Alexandre Lahiniriko, naneho ny alahelony manoloana ny fahitany gazetim-panjakana heverina fa tokony ho tahirizina any anaty mozea na fitehirizam-bakoka amin’ny maha vakoka azy ireny nefa dia miparitaka etsy sy eroa ao Antsiranana ao. Saika mivarotra azy ireto avokoa, hoy izy, aty ny mpiasam-panjakana. Laharana gazetim-panjakan’ny repoblikan’i Madagasikara hatramin’ny taona 1959 no mankany no hita ao amina mpivarotra sakafo eto Antsiranana. Tena heloka eo anatrehan’ny tantarantsika sy ny maha izy azy antsika ilay mitranga. Izao ve, hoy hatrany ny tenany, no midika fa manana politika mikasika ny kolontsaina isika ?
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT