Actualités

Antsirabe Ho tapaka ny jiro amina toerana maro


  • Zoma 03 Jolay 2020

Ao anatin’ny fanatsarana famatsiana angovo ao Antsirabe dia nojerena hatry ny omaly ny hahafahan’ny orinasa Jirama manatontosa izany.

 

 

Isany ny fampiakarana ny tanjaky ny herinaratra ao an-toerana izay ho tanterahina amin’ity anio ity. Raha ny fampitam-baovao, araka izany, dia toerana maromaro no hiharana fahatapahan-jiro ao an-toerana vokatr’izany ho amin’ity anio ity. Tafiditra anatin’izany ny ao amin’ny fokontanin’Ambodihazo, Ankarinarivo, Marodinta, Parc de l’Est, Maharo, Mandratromby, Mandaniresaka, Anosiarivo, Tsinjorano, Benivary, Soaniazy, Andranonahoatra, Verezambola, Vinaninkarena, Antanety.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT