ANTOKO TIA TANINDRAZANA

Nanolotra « kits scolaire » ho an’ireo zaza sahirana


  • Alakamisy 13 Febroary 2025

Miezaka hatrany ny antoko Tia Tanindrazana manohana ny sehatry ny fanabeazana

eto amintsika izay tafiditra ao anatin’ny vinany tanteraka. Taorian’ny nanampiana ireo tanora tamin’ny faritra maro teto an-drenivohitra mba hahay hampiasa sy hikirakira solosaina dia nanolo-tanana ny Centre Fiezahana izay mikarakara zaza sahirana ao Morarano Andoharanofotsy Antananarivo Atsimondrano indray ny antoko ny Sabotsy 08 Febroary. Ankizy sahirana miisa 21 no notolorana Kits scolaire hahafahan’izy ireo manohy araka ny tokony ho izy ny fianarany. Anisan’ny antony iray mampitsoaka an-daharana ny ankizy betsaka ihany koa mantsy ny tsy fahampian’ny fitaovam-pianarany. Tao anatin'ny endrika feno fanantenana no nandraisan’ireo ankizy izany fanampiana azy izany.
Pati
Legende : Nandritra ny fanolorana ny fanampiana !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT