Antoko politika Tia Tanindrazana

Nanolotra fanitso miisa 60 ho an’ny oniversiten’i Barikadimy


  • Alatsinainy 16 Febroary 2026

Maro ny takaitra navelan’ny rivodoza Gezani ao Toamasina.

Isan’ny lasibatr’izany ny oniversiten’i Barikadimy, hoy ny fampahatsiahivan’ny antoko politika Tia tanindrazana. Tonga nanolotra fanitso miisa 60 tany an-toerana, noho izany, ity antoko politika ity, tamin’ny alalan’ny mpandrindra nasionalin’ny faritra atsinanana, Tokiniaina Razanadrakoto, sy ireo mpiray antoko any an-toerana. Nandray izany ny teo anivon’ny fiadiadiana ity oniversite ity, hoy hatrany ny fampitam-baovao.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT