Antoko mpihira Taratry ny mazava

Efa teritery sahady ny fandaharam-potoana


  • Alarobia 12 Febroary 2025

Isaorana amin’ny zava-drehetra ny Tompo, hoy ny antoko mpihira Taratry ny mazava,

ary mirary soa ny malagasy rehetra. Betsaka, hoy ny mpitarika azy ireo, Ralaiarimanana, ny tetikasanay amin’ity taona ity. Amin’ny alahady izao dia efa handeha ny fampisehoana, hoy izy. Somary efa teritery sahady ny fandaharam-potoana ka manainga antsika rehetra mbola te hanana fiaraha-miasa mba hifanatona amin’ny tarika. Raha sitrapon’ny Tompo dia mikasa izahay hamoaka hira miisa 4 na 5 eo amin’ity taona ity, hoy hatrany ny tarika.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT