Actualités

Antenimieram-pirenena Nodimandry ny Depiote Lucien Rakotomalala


  • Alarobia 08 Jolay 2020

Nodimandry halina ny depiote voafidy tao Morombe, Lucien Rakotomalala. Niparitaka tao anaty tambazotran-tserasera ny vaovao fa Covid 19 no naha lavo azy.

 

 Samy manana ny fomba filazany moa saingy ny tsaroana fotsiny dia efa elaela tsy tazana firy ny depiote Lucien Rakotomalala  . Andrasana, araka izany, ny fampitam-baovao ofisialy. Solombavambahoaka mikambana teo anivon’ny vaomiera misahana ny fambolena sy ny fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra sy ny fiarovam-pirenena eny amin’ny antenimieram-pirenena moa ny tenany nialoha izao fahalasanany izao. Raha ampiharina moa izany ny fepetra fihibohana hentitra dia alevina eto Antananarivo aloha ity olom-boafidy ity.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT