Actualités

Antaninarenina Frantsay lany “Visa” nahatrarana “cocaïne” 4,39g


  • Alakamisy 24 Aogositra 2023

Lehilahy teratany Frantsay iray no voatery nosamborin’ny Polisy manao fanamiana sivily teny Antaninarenina

afak’omaly alina rehefa nirenireny tsy fantatra izay antony. Rehefa nohadihadiana ilay ranamana io dia fantatra fa efa lany andro ny antontan-taratasy hipetrahany eto Madagasikara na ny VISA-ny. Niroso ihany ny famotorana nataon'ny polisim-pirenena ka mbola nahatrarana “cocaïne” milanja 4,39g tao an-tranony izy ary fantratra fa mpandray izany ity vahiny ity. Niakatra fampanoavana ny raharaha ka voatery nadoboka am-ponja any Antanimora io tera-tany frantsay io rehefa rehefa avy niakatra fitsarana. Tsiahivina moa fa anisan’ny mpanararaotra ny Malagasy amin’ny fahantrany ny tera-tany Frantsay. Tsy vitsy ihany koa ireo manao bizina zava-mahadomelina, tranga izay hita toy ny nataon’ity lehilahy iray ity.
Pati

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT