ANTANDROKOSY LALANGINA

Mpivady niara-maty nilatsaham-potaka


  • Alarobia 28 Janoary 2026

Mpivady no niara-nilatsaham-potaka

indray nipoaka tao Antandrokosy Ambalamena Kaominina ambanivohitr'Ambalakely, Distrikan'i Lalangina.Vokany, maty avokoa izy mivady ireto. Lehilahy 40 taona ilay Raim-pianakaviana raha 37 taona kosa ny vehivavy. 4 mianadahibe izao ny zanak'izy ireo,raha ny fanazavana, Raha tsiahivina dia hamahana kisoa Ramatoa no nitranga ny loza,ary ralehilahy kosa tao ambony rihana tamin'ireo zanany,saingy izy mivady ireto no noteteziny fa ny ankizy tsy nisy naninona
Pati
Légende : Izy mivady niara-maty nilatsaham-potaka !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT