Antananarivo sy ny manodidina

Hiverina ho maina indray ny andro


  • Talata 03 Desambra 2024

Hiverina ho maina indray ny andro manomboka anio ary haharitra 5 andro,

raha ny fampitam-baovaon’ny sampana mpamantatra ny toetry ny andro omaly. Hanodidina ny 28 hatramin’ny 30 degré selsiosa ny marimpana. Hikisaka hiala amin’ny afovoan-tany ny andro ratsy, hoy ny fanazavana, ary anton’izany rehetra izany ny fikorontanan’ny atmosfera. Na izany na tsy izany dia miditra tsikelikely amin’ny vanim-potoanan’ny fahavaratra isika io ary heverina fa hiverina tsy ho ela ny rotsak’orana raha toa ka efa nifandimbiasana tamin’ny herika madinidinika izany tao ho ao, hoy hatrany ny fampitam-baovao.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mpitsara misahana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny ady amin’ny kolikoly

  • Mihatsara ve ny fiainany ?
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy azo lavina fa misy

  • Fiarovana
  • Talata 06 Oktobra 2026

ny tontolo iainana

  • BANKY
  • Talata 06 Oktobra 2026

SIPEM SY NY SOLIDIS

  • Recrutement"
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

eo anivon'ny METFP

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

ANTANETIBE MAHAZAZA

Hijery ny tohiny
FTT