Antananarivo sy ny fakobeny

Ombay mitady ny ben’ny tanàna


  • Alakamisy 04 Janoary 2024

Tafahoatra ary tena marikoriko ankehitriny ny fisavovon’ny fako eto Antananarivo.

Miparitaka eraky ny arabe fa efa difitra tsy tazana intsony hatramin’ilay daba-pako be natao itoerany iny saika na aiza na aiza aleha. Ombay mitady fa tsy hita popoka ny ben’ny tanàna, Naina Andriantsitohaina, etsy ankilan’izay amin’ity Antananarivo sy ny fakobeny ity. 67ha, Ankazomanga, Amboditsiry, izay aleha rehetra ity, mila hiteraka lozam-piarakodia ireo fako mitosaka eny an’arabe etsy sy ery. Ny toerana manodidina an’ilay izy amin’io misy toeram-pisakafoana, mpivarotra hani-masaka, toeram-pivarotam-panafody sy ny toy izany.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT