Antananarivo renivohitra

Miha ratsy endrika hatrany


  • Alarobia 21 Febroary 2024

Miha ratsy endrika hatrany i Antananarivo renivohitra.

Na teo aza ny fampilaharan’ny gazety boky Forbes azy ho lohalaharana amin’ny renivohitra maloto indrindra aty Afrika, fahatelo maneran-tany, dia toy ny tsy mampihetsi-bolomaso ireo mpitantana ny tanàna izany. Eo ihany ny fako misavovona izay vao mainka mitombo andro aman’alina fa eo koa ireo endrika tsy fanajana maro ireo fananana iombonana. Ny varotra amoron-dalana mitombo hatrany. Ireo toerana natao hiandrasana fiara iombonana na «abris-bus» lasa sady fanahazan-damba, raha tsy hilaza afa-tsy ny tazana avy etsy amin’ny tetezan’ny Behoririka fotsiny. Asa izay hanjo an’Iarivo mandra-pahazony ben’ny tanàna vaovao fa dia manaikitra izay mety ho tomponandraikitra aloha hatreto no azo atao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT