Actualités

Antananarivo Renivohitra Mandady ny trambo , zarazaran-kanjakana !


  • Zoma 04 Jolay 2014

Mpitantana iray ihany ve sa hozarazaraina amin’ny ben’ny tanàna maromaro ny tanànan’Antananarivo Renivohitra .....

Raha ny fikasan’ny mpitondra ankehitriny dia hotsinjaraina faritra vitsivitsy ny renivohitr’i Madagasikara amin’ny fifidianana ben’ny tanàna, izany hoe mety ho 2 na 3 na 4 na mihoatra izay aza ny ben’ny tanàna ka samy hanana ny azy ny boriborintany. Mbola any ankibon’omby aloha ilay fikasana hatreto izay tsy mbola misy rahateo koa ny famoahana ho fanta-poko fanta-pirenena ny andinindininy. Tsy maintsy handalo holanian’ny antenimiera rahateo ilay tetikasa rehefa voavolavola. Raha ny nambaran’ny Minisiteran’ny Atitany dia ny fikatsahana ny fisian’ny fampandrosoana eny ifotony faran’izay haingana  no tanjona amin’izany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT