Actualités

Antananarivo renivohitra Hanomboka ny 03 aprily ny fitsarana miaramila


  • Zoma 31 Martsa 2023

Hanomboka amin'ny 07 ora maraina izany amin'io andro io ho an'ireo zatovolahy sy zatovovavy feno taona raha

hanomboka amin'ny 06 ora sy sasany maraina kosa aorian'izany. Raha araka ny fantatra dia ny 30 Aprily izany vao hifarana raha hiato kely mialoha sy mandritra ny fetiny Paska. Ny 11 Aprily indray vao hiverina amin'ny laoniny koa na ireo zatovolahy sy vavy tsy monina eto an-drenivohitra aza dia afaka miatrika izany. Penina miloko manga sy karapanondrom-pirenena no ilaina ary tsy misy ny vola aloha. Tsiahivina moa fa saika ilaina amin'ny fikarakarana ireo antontan.taratasy maro samihafa ny karatra manamarika fa voatsara miaramila ny zatovolahy na zatovovavy iray. Eny amin'ny kianjan'i Betongolo no hanatanterahana izany.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT