Actualités

Antananarivo Niverina indray ny delestazy


  • Talata 21 Jolay 2015

Niverina indray ve ny delestazy eto an-drenivohitra ? Io no fanotaniana re etsy sy eroa tato anatin’ny herinandro izao.

 

 Maharitra hatramin’ny ora 3 be iza mantsy ny fahatapahan’ny herinaratra amin’ny faitra sasany , tahaka ny eny Androndra, Ifarihy, Tanjombato.nanomboka niaina ny delestazy ihany koa ny eny Manjakaray, Ampamantanana, Ampitatafika ary Itaosy.Milaza ny Jirama fa misy ny fanamboarana tsy maintsy natao , tahaka ny fanoloana ireo “transformateur” simba ohatra, ka izay no mahatonga ny delestazy.Mahagaga anefa fa dia mifanandrify amin’ny ora handehan’ny vaovao amin’ny onjampeo sy ny fahitalavitra ny hariva, izany hoe eo anelanelan’ny amin’ny 6 ora hariva ka hatramin’ny 9 ora alina no tapaka ny jiro any amin’ny faritra sasany.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • PRRM :
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Fitsarana mbola nolovaina tamin’ny Frantsay

  • AFERA BOEING
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

AN-DRAVATOMANGA

  • Fitantanan
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

-draharaham-panjakana

  • FAHATAPAHAN-JIRO RN 1
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

  • DADABE
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

RAKOTONDRASOA JEAN LÉON

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT