Actualités

Antalaha Misy mangalatra ihany koa ny karan-doha


  • Alatsinainy 12 Oktobra 2020

Olona iray no voasambotry ny zandarimariam-pirenena tany amin’ny distrikan’Antalaha Ny sabotsy teo.

 

 

 

Raha araka ny fantatra dia voaroiroy tamin’ilay resaka fakana karan-dohana razana maromaro tany Andakorobe Ambinany ity olona iray ity. Navoakan’izy ireo teo ivelan’ny fasana ireo karan-doha ireo ka nisy nahita ary raikitra ny fikarohana. Ny mahavariana anefa dia volaza ho marary saina ity olona tratra ity. Miantso ny mpitandro ny filaminana hanao fanadihadiana lalina hatrany araka izany ny tompon’ireo fasana vaky ireto hahafantarana ny tena marina.

Nangonin’i Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT