ANKIZIVAVY 16 TAONA

Nofitahina dia avy naolan’ireo efa-dahy


  • Alakamisy 09 Janoary 2025

Ankizivavy kely vao 16 taona monja mpivarotra pakopako, asa entiny hanampiany ny fianakaviany

no fantatra fa nofitahina tovolahy miisa 4 ary naolany avy eo. Raha tsiahivina kely ny nahatrarana azy efa-dahy ireo dia nisy tovolahy iray nilaza fa hividy ny pakopako namidiny rehetra tao Andranoro kaominina Ambohibao, ny datin’ny 05 Janoary lasa teo. Mody nolazainy fa any an-trano avokoa anefa ny vola hividianany ka mila tsy maintsy alaina any. Tamim-pahatsorana no nandehanan'ilay ankizivavy saingy efa nisy telolahy niandry azy tao amin'ilay trano. Tsy navelan'izy ireo raha tsy nanamparana ny filan-dratsiny ity ankizivavy kely tsy ampy taona ity. Nametraka fitoriana moa ny Ray aman-dReniny ary nanomboka ny fikarohana .Voasambotra soa aman-tsara izy efadahy ka fantatra fa hiakatra fitsarana tsy ho ela.
Pati
Legende : Ireto izy efa-dahy nahavanon-doza !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT