Fotoana mampisamonta ny ranomasina manodidina an’i Nosy-Be rehefa volana septambra toy izao sy ny volana martsa
Mampahatsiary, araka izany, ny APMF (Agence portuaire maritime et fluviale) fa tsy azo atao ny mivezivezy an-dranomasina any an-toerana, toy ny eo anelanelan’Ankify sy Ambanja rehefa tolaka ny andro fa mety hampidi-doza.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.