Actualités

Ankazomanga Ny jiro tapaka lava, ny lalana mila hamono


  • Alarobia 09 Jolay 2014

Tapaka isaky ny roa andro ny jiro eny amin’ny faritr’Ankazomanga sy ny manodidina. Omaly izao dia tapaka ny jiro noho ny fahatapahan’ny tariby mpitondra herinaratra, izay nilatsaka tamin’ny tany amin’ny lalana mihazo an’Andraharo iny.......

Mitaraina ihany koa ny mponina noho ny fisian’ny lavaka fandehanan’ny rano izay tsentsina tsy misy mpikarakara nandritra ny herintaona izay. Sady miteraka fitohanan’ny fifamoivoizana isaky ny ora fidirana sy firavan’ny mpiasa izy io no mila hamono, tsy ahafahan'ny mpandeha an-tongotra mandeha amin'ny sisiny.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT