ANKATOKY NY FETY

Afaka manolo entana amin’ny vidiny mirary ny rehetra


  • Talata 28 Novambra 2023

Rehefa manakaiky toy izao ny volana desambra dia ny fety maro ho avy no hiantefany ny sain’ny daholobe.

Tsy vitsy ireo maniry te-hanavao ny ao an-tokantranony noho izany nefa mba mifanaraka amin’ny fahefa-mividiny. Manana tolotra miavaka mifanojo amin' izany ny Tranombarotra « Baolai » etsy Soarano sy Analakely ary Bazar - be Toamasina. « Misy fihenam-bidy samihafa amin' ireo Smart tv sy télé led marika « Jeyoo » izay misy antoka 1 taona, ary natao ho zakan’ny rehetra mba hanoloana ireo entana ao an-tokantrano efa tonta. Maro koa ny entana vaovao tonga azo hisafidianana. Lohalaharana amin' ny kalitao sady mibika amin' ny vidiny mirary izy ireo hoy ny tompon ' andraikitra. Azo jerena ao amin’ny site web sy pejy fb –n’ity tranom-barotra ity moa ny mombamomba izany rehetra izany. Ankoatra izay dia misy fanomezana maro samihafa ho an' ireo izay manjifa fahita lavitra fisaka marika « Toshiba » izay laharana voalohany any Japon sy ny hisense, misy antoka 12 volana daholo. Mbola misy koa ny machine à laver smart wi-fi, Laser Tv misy hatramin' ny 120 pouces - friteuses sy four multi - fonction, table de mixage, subwoofer,…
Pati
Legende : Tahaka izao ireo entana marobe ao amin’ny magazay !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT