ANKADIKELY

Lehilahy tratra nitazona basy tsy ara-dalana


  • Alakamisy 06 Febroary 2025

Lehilahy iray 34 taona no fantatra fa tratra nitazona basy tsy ara-dalana teny Ankadikely

Ilafy ny 04 Febroary lasa teo.Ny manodidina no nampandre ny Polisim-pirenena rehefa nahatsikaritra fa mitondra basy mandehandeha ity tovolahy sivily ity isan’andro.Tsy niandry ela fa avy dia nidina nijery ny zava-nisy sy nanao fanamarinana izany ny Polisin'ny UIR. Rehefa natao ny fisavana dia hita tokoa fa nisy basy Pistolet Automatique calibre 7,65 mm no tany aminy. Fantatra ihany koa fa tsy manana fahazoan-dalana hampiasa na mitondra izany mandehandeha izy. Ilana taratasy mazava mantsy ny fitazonana ireny fitaovam-piadiana ireny. Nentina teny amin'ny biraon'ny Polisy avy hatrany izy hanaovana fanadihadiana sy natao andri-maso.
Pati
Legende : Ity ilay ranamana tratra !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanirisoa Ernaivo
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Tsy misy valifaty politika !

  • Fitsarana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

mangarahara sy manakaiky vahoaka

  • KAOMININA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANTANANARIVO RENIVOHITRA

  • Trafika
  • Zoma 02 Oktobra 2026

sokatra radiata

  • Taom-pahavaratra 2026-2027
  • Zoma 02 Oktobra 2026

  • AMPITATAFIKA
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ATSIMONDRANO 2 taonina isan'andro ny fako

Hijery ny tohiny
FTT