Actualités

Anjanahary Sady misy lomotra no maimbo ny rano tamin’ny paompy


  • Talata 26 Aogositra 2014

Hatairana ny an’ny mpanjifan’ny Jirama teny Anjanahary II N sy II S omaly fa dia rano maloto sady mamofona maimbo no tonga teny amin’izy ireo, teo anelanelan’ny tamin’ny iray ora ka hatraminy dimy ora tolakandro

“Misy lomotra aza mandry eo amin’ny fanambanin’ny fitaovana asiana ny rano ary misy kankana madinika”, hoy ny fitantaran’ny renim-pianakaviana iray sendra ity tranga hafahafa ity. Manahy ny fahasalamany ny mponina eny an-toerana manoloana izany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT