Actualités

Androhibe Antsahadinta Olona 29 avy any Ambatolampy tratra niditra an-tsokosoko


  • Talata 26 Mey 2020

Lehilahy miisa 29 avy any Ambatolampy no tratra niditra an-tsokosoko tao Androhibe Antsahadinta omaly.

 

 

 

 

Natao fanadihadiana tao amin'ny kaominina Androhibe Antsahadinta avy hatrany izy ireo niaraka tamin'ireo zandary avy any Fenoarivo. Noheverin'ny vahoaka fa dahalo mantsy izy ireo nandritra ny alina, izay avy nivoaka teny Ambohimandry. Tamin'ny fanadihadiana moa no nilazany fa hamonjy asa lalan-kely ao anatin’ny kaominina iray eny Atsimondrano izy ireo, hiasa amina entreprise. Kamiao iray miloko manga no tonga saika hitsena azy ireo raha ny filazany ka notazomina natao fanadihadiadiana koa ny mpamily ,izay tsy nanana fahazoan-dalana. Andrasana izay mety ho tohin’ny raharaha.

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT